|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 n' lapa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo amin'ny vavany toy ny laona ary fantsika hazo no mitana ny hoditra eo amin'ny vatany.
4(Tsy miala eo an-dapa izy na vita aza ny lanonana -- Romy no anarany any amin'ny Betsileo).. [1.1] |
| Voambolana | 5 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 128n' lapabe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|